Dollar io e!

Dollar io e!
IO ndray ny dollar tsisy panana e! afa kely io an! tsy aiko oe tinareo ve sa tsy?

# Online seit Sonntag, 23. September, 2007 um 05:06

Geändert am Sonntag, 23. September, 2007 um 23:17

Melky mpihira malagasy

Melky mpihira malagasy
Io no Melky namako be io an! dia zay tao @ vhn prod no naka io sary io. Ka ahoana ny fahitanao azy?
Melky moa dia tovovavy nivohaka t@ fifaninana anakiray izay nokarakarain'ny ainamanjery tsy miakina iray ao Antananarivo ao "rta" io. PAZZAPA no anaran'io fifaninanana izay nandraisan'i Melky anjara io; ary ny andihany faha 4 no nivohahany t@ izay. Ankehitriny ary dia efa manana ny toerany eo @ lafiny zavakanto izy efa maty anina izany ka efa namoaka ny album andihany voalohany izy .ary tsy hijanona @ album 1ihany akory ny tanjony fa anaparitaka tanteraka ny kanto izay ataony. Ohatra ny tourné eraky ny province de Madagascar sy ny sisa sy ny sisa e!!!!!!

# Online seit Samstag, 22. September, 2007 um 07:40

Geändert am Sonntag, 23. September, 2007 um 06:26

Ity ndray a! ny lecteur fampandizako

Ity ndray a! ny lecteur fampandizako
Io matosy itanareo io dia Pionneer CD 1000 MK 3 io no fampandizako refa manao animation @ soirée privéee za. za koa manko manao DJ

# Online seit Samstag, 22. September, 2007 um 07:25

Geändert am Sonntag, 23. September, 2007 um 06:33

Mpihira Rnb sy Zouk love malagasy io an!

Mpihira Rnb sy Zouk love malagasy io an!
Spear o' mic dia namako be ary anisany artista lehilahy gasy manana ny ho aviny izy eo @ sehatry ny mozika Rnb sy Zouk love. Ray rehefa nanotaniko izy hoe: Iza kay izao ny artista gasy manao Rnb tena itan'ela fa matafavoaka ny gadona Rnb? dia hoy izy hoe: ho ana manokana aloha dia i Anyah sy Marion ihany no tena mbola mahafe tsara anl'e timbre Rnb atreto;nefa maporisika atrany ireo ao misondritra manao ny gadona Rnb ny tenako.Ny lekilahy moa dia pilote koa fa tsy mihira ihany ary efa manambady; koa ho anareo vehivavy izay tia azy dia efa vita borina lery zany! mpanamory itony fiaramanidina itony koa ny lehilehy io mitsy zany no tena asany e! fa passion any fotsiny ny mozika ; eny na dia efa atramin'ny fahakeliny aza ny lehilahy no efa tia mozika!

# Online seit Samstag, 22. September, 2007 um 07:14

Geändert am Dienstag, 02. Oktober, 2007 um 15:44