Izy no candate vehivavy niatrika ny lalao famaranana t@ PAZZAPA andihany faha dimy teto Madagasikara. Ary anisan'ny manana feo ihany koa izy. Sandra no anarany; mbola mpianatra ny tovovavy,ary mianatra momba ny fitantanana izy @ izao fotoana izao; fa nadia izany ary dia mpanakanto vao misondrotra izy ary hanana ny ho aviny @ lafiny mozika eto Madagasikara atsy ho atsy ! . Hianka tsehatra ny ao @ lapan'ny kolotsaina sy ny fanatanjahantena ny ekipan'ny PAZZAPA_5 @ faha 3 sy 4 ny volana novambra ho avy izao ary anisan'ny mandray anjara ao i Sandra; sady hivoaka @ io andro io ihany koa ny album an'ny PAZZAPA_5. Eto i Sandra dia misaotra ireo olona rehetra nanohana azy atra@ farany.