Description :
Tsy ilay ao @ GMMC io an! fa pseudo sendra nitovy fotsiny,eny e! misy hitovizana kely ihany izy sy ilay ao @ GMMC satria samy manao coach ana hira; fa ny ana kosa dia somary manatombo kely ny zavatra ataoko ohatra hoe : izao zao manao DJ,musicien, ary producteur